17 Fa hoy ny Soratra Masina momba an’i Farao: “Izao no tena antony namelako anao ho velona: Mba hampisehoana aminao ny heriko sy mba hanambarana ny anarako eran-tany.”+ 18 Izay tiany hamindrana fo àry no amindrany fo, fa avelany ho mafy loha kosa izay tiany ho mafy loha.+