FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 14:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Dia havelako hiziriziry amin’ny heviny+ i Farao* ka hanenjika an’ireo Israelita. Ary hahazo voninahitra aho rehefa resy i Farao sy ny tafiny rehetra.+ Dia ho fantatry ny Ejipsianina tokoa fa izaho no Jehovah.”+ Koa izany no nataon’ny Israelita.

  • Romanina 9:17, 18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Fa hoy ny Soratra Masina momba an’i Farao: “Izao no tena antony namelako anao ho velona: Mba hampisehoana aminao ny heriko sy mba hanambarana ny anarako eran-tany.”+ 18 Izay tiany hamindrana fo àry no amindrany fo, fa avelany ho mafy loha kosa izay tiany ho mafy loha.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara