FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 24:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Fa raha ohatra hoe tsy tianareo ny hanompo an’i Jehovah, dia fidio androany izay hotompoinareo,+ na ny andriamanitra notompoin’ny razambenareo tany ampitan’ny Renirano,*+ na ny andriamanitry ny Amorita nipetraka teto amin’ny tany ipetrahanareo.+ Fa izaho sy ny ankohonako kosa hanompo an’i Jehovah.”

  • 2 Mpanjaka 10:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Rehefa niala teo izy, dia nifanena tamin’i Jonadaba+ zanak’i Rekaba,+ izay tamy hitsena azy. Dia niarahaba* an’i Jonadaba izy, ka niteny taminy hoe: “Manohana ahy amin’ny fonao manontolo ve ianao, hoatr’ahy manohana anao amin’ny foko manontolo?”*

      Ary namaly i Jonadaba hoe: “Ie!”

      Dia hoy i Jeho: “Atolory ahy àry ny tananao.”

      Koa natolony azy ny tanany, ka nosintonin’i Jeho hiakatra tao amin’ny kalesiny niaraka taminy izy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara