FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 13:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Nandeha teo alohan’ny vahoaka i Jehovah, ka andry rahona no nitarihany azy ireo nandritra ny andro,+ ary andry afo no nanazavany azy nandritra ny alina, mba ho afaka handeha izy ireo, na andro na alina.+

  • Salamo 99:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Niresaka tamin’izy ireo tao anatin’ny andry rahona+ izy.

      Narahin’izy ireo ny fampahatsiahivana sy ny didy nomeny+ azy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara