FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 6:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Tamin’izaho niseho tamin’i Abrahama sy Isaka ary Jakoba, dia nasehoko azy ireo hoe Andriamanitra Mahery Indrindra aho.+ Fa ilay anarako hoe Jehovah+ kosa mbola tsy nampahafantariko azy.+

  • Eksodosy 33:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Fa hoy ny navaliny: “Hampandaloviko eo anatrehanao ny hatsaran-toetrako rehetra, ary holazaiko aminao ilay anarako hoe Jehovah.+ Dia hankasitraka an’izay tiako hankasitrahana aho, ary hamindra fo amin’izay tiako hamindrana fo.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara