FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 83:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Enga anie ho fantatry ny olona fa ianao irery ihany, ilay manana anarana hoe Jehovah,+

      No Avo Indrindra manerana ny tany manontolo!+

  • Lioka 11:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Koa niteny tamin’izy ireo izy hoe: “Izao àry lazaina rehefa mivavaka ianareo: ‘Ray ô, hohamasinina* anie ny anaranao!+ Ho tonga anie ny Fanjakanao!+

  • Jaona 12:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Ray ô, omeo voninahitra ny anaranao.” Dia nisy feo+ avy any an-danitra niteny hoe: “Efa nanome voninahitra azy aho, ary mbola hanome voninahitra azy indray.”+

  • Asan’ny Apostoly 15:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Notantarain’i Simeona*+ tamin’ny an-tsipiriany teo hoe vao voalohany Andriamanitra no nanaiky* an’ireo hafa firenena, mba hakany olona avy amin’izy ireo hitondra ny anarany.+

  • Apokalypsy 15:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Nihira ny hiran’i Mosesy+ mpanompon’Andriamanitra sy ny hiran’ny Zanak’ondry+ izy ireo, hoe:

      “Lehibe sady mahagaga ny asanao,+ Jehovah* Andriamanitra ô, ilay Mahery Indrindra.+ Ara-drariny sy azo atokisana ny zavatra ataonao,+ ry Mpanjakan’ny mandrakizay.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara