Matio 10:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ireto avy ny anaran’ny apostoly 12:+ Voalohany, i Simona, antsoina koa hoe Petera,+ sy Andrea+ rahalahiny; Jakoba zanak’i Zebedio sy Jaona+ rahalahiny; Asan’ny Apostoly 11:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 “Nitantara taminay izy hoe nahita anjely nijoro tao an-tranony, dia niteny taminy izy io hoe: ‘Maniraha olona ho any Jopa mba haka an’i Simona, ilay antsoina koa hoe Petera,+ 2 Petera 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Avy amin’i Simona Petera, mpanompo sy apostolin’i Jesosy Kristy. Ho an’izay efa nahazo finoana sarobidy* hoatran’ny anay, tamin’ny alalan’ny fahamarinan’ny Andriamanitsika sy Jesosy Kristy Mpamonjy,
2 Ireto avy ny anaran’ny apostoly 12:+ Voalohany, i Simona, antsoina koa hoe Petera,+ sy Andrea+ rahalahiny; Jakoba zanak’i Zebedio sy Jaona+ rahalahiny;
13 “Nitantara taminay izy hoe nahita anjely nijoro tao an-tranony, dia niteny taminy izy io hoe: ‘Maniraha olona ho any Jopa mba haka an’i Simona, ilay antsoina koa hoe Petera,+
1 Avy amin’i Simona Petera, mpanompo sy apostolin’i Jesosy Kristy. Ho an’izay efa nahazo finoana sarobidy* hoatran’ny anay, tamin’ny alalan’ny fahamarinan’ny Andriamanitsika sy Jesosy Kristy Mpamonjy,