FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jaona 1:42
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 42 Dia nentiny tany amin’i Jesosy izy. Nijery azy i Jesosy sady niteny hoe: “Ry Simona+ zanak’i Jaona, manomboka izao ianao dia hantsoina hoe Kefasy”—raha adika izany dia hoe “Petera.”+—

  • Asan’ny Apostoly 15:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Notantarain’i Simeona*+ tamin’ny an-tsipiriany teo hoe vao voalohany Andriamanitra no nanaiky* an’ireo hafa firenena, mba hakany olona avy amin’izy ireo hitondra ny anarany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara