FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 6:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Tamin’izaho niseho tamin’i Abrahama sy Isaka ary Jakoba, dia nasehoko azy ireo hoe Andriamanitra Mahery Indrindra aho.+ Fa ilay anarako hoe Jehovah+ kosa mbola tsy nampahafantariko azy.+

  • Salamo 68:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Mihirà ho an’Andriamanitra! Manaova hira fiderana* ho an’ny anarany.+

      Mihirà ho an’Ilay mandeha mamakivaky ny lemaka karakaina.*

      Jah* no anarany!+ Mifalia eo anatrehany!

  • Isaia 42:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Izaho no Jehovah. Izany no anarako.

      Tsy homeko an’iza na iza* ny voninahitro,

      Ary tsy homeko ho an’ny sary sokitra ny fiderana ahy.+

  • Isaia 54:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 “Ilay Be Voninahitra Mpanao anao+ mantsy no vadinao,*+

      Ary Jehovah Tompon’ny tafika no anarany.

      Ilay Masin’ny Israely no Mpanavotra anao,+

      Ary hantsoina hoe Andriamanitry ny tany manontolo izy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara