Nomery 18:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Hoy koa i Jehovah tamin’i Arona: “Izaho mihitsy no manendry anao hiandraikitra an’ireo fanomezana omena ahy.+ Omeko amin’ny zava-masina rehetra omen’ny Israelita ianao sy ny zanakao lahy, ka ho anjaranareo foana izany.+ Nomery 18:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “Omeko anao+ ny tsara indrindra amin’ny menaka sy ny divay vaovao ary ny varimbazaha, izany hoe ny voaloham-bokatra+ omeny an’i Jehovah. Deoteronomia 26:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 dia akao ny voaloham-bokatra rehetra hangoninao ao amin’ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitrao anao. Ataovy ao anaty harona izany, dia ento mankany amin’ilay toerana fidin’i Jehovah Andriamanitrao hametrahana ny anarany.+ Ohabolana 3:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Manomeza voninahitra an’i Jehovah amin’ireo zava-tsarobidy anananao,+Sy amin’ny voaloham-bokatrao* rehetra.+
8 Hoy koa i Jehovah tamin’i Arona: “Izaho mihitsy no manendry anao hiandraikitra an’ireo fanomezana omena ahy.+ Omeko amin’ny zava-masina rehetra omen’ny Israelita ianao sy ny zanakao lahy, ka ho anjaranareo foana izany.+
12 “Omeko anao+ ny tsara indrindra amin’ny menaka sy ny divay vaovao ary ny varimbazaha, izany hoe ny voaloham-bokatra+ omeny an’i Jehovah.
2 dia akao ny voaloham-bokatra rehetra hangoninao ao amin’ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitrao anao. Ataovy ao anaty harona izany, dia ento mankany amin’ilay toerana fidin’i Jehovah Andriamanitrao hametrahana ny anarany.+
9 Manomeza voninahitra an’i Jehovah amin’ireo zava-tsarobidy anananao,+Sy amin’ny voaloham-bokatrao* rehetra.+