FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 6:25, 26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 “Lazao amin’i Arona sy ny zanany lahy hoe: ‘Izao no lalàna momba ny fanatitra noho ny ota:+ Eo amin’ny toerana famonoana+ ny fanatitra dorana no hovonoina eo anatrehan’i Jehovah ny fanatitra noho ny ota. Zavatra masina indrindra izany. 26 Ilay mpisorona manolotra an’ilay fanatitra noho ny ota no hihinana an’ilay izy+ ao amin’izay toerana masina, eo an-tokotanin’ny tranolay fihaonana.+

  • Levitikosy 14:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Dia hovonoiny ao amin’izay toerana masina, eo amin’ny toerana famonoana ny fanatitra noho ny ota sy ny fanatitra dorana, ilay ondrilahy kely.+ An’ny mpisorona mantsy ny fanatitra noho ny heloka,+ toy ny fanatitra noho ny ota ihany. Zavatra masina indrindra izany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara