3 Dia ho an’i Arona sy ny zanany lahy ny ambin’ilay fanatitra varimbazaha,+ ho zavatra masina indrindra+ avy amin’ny fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah.
7 Mitovy ihany ny lalàna momba ny fanatitra noho ny ota sy ny fanatitra noho ny heloka: Ho an’ilay mpisorona manao an’ilay fanatitra mba handrakofana fahotana ny henan’ilay izy.+
13 Tsy fantatrareo ve fa izay manao asa masina ao amin’ny tempoly dia mihinana an’izay zavatra ao, ary izay manompo tsy tapaka eo amin’ny alitara dia mahazo anjara avy amin’ny alitara?+