FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 11:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Fa amin’ny biby rehetra mifanaretsaka any anaty rano sy amin’ny zavamananaina rehetra any kosa, dia zava-maharikoriko aminareo ny biby tsy misy vombony na kirany, na any an-dranomasina izany na any amin’ny renirano.

  • Deoteronomia 14:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Tsy azonareo hanina kosa izay rehetra tsy misy vombony sy kirany. Maloto aminareo ireny.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara