Ohabolana 20:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Aza miteny hoe: “Handeha hamaly faty aho!”+ Aoka ianao hanantena an’i Jehovah,+ dia hamonjy anao izy.+ Romanina 12:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Aza mamaly faty, ry malala, fa avelao Andriamanitra no hampiseho ny hatezerany.+ Fa voasoratra hoe: “‘Ahy ny famaliana, ary izaho no hamaly’, hoy i Jehovah.”*+
22 Aza miteny hoe: “Handeha hamaly faty aho!”+ Aoka ianao hanantena an’i Jehovah,+ dia hamonjy anao izy.+
19 Aza mamaly faty, ry malala, fa avelao Andriamanitra no hampiseho ny hatezerany.+ Fa voasoratra hoe: “‘Ahy ny famaliana, ary izaho no hamaly’, hoy i Jehovah.”*+