Levitikosy 19:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 “‘Aza mamaly faty+ na mitana lolompo amin’ny zanaky ny firenenao. Ary tiavo ny namanao tahaka ny tenanao.+ Izaho no Jehovah. Matio 5:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Izaho kosa milaza aminareo hoe: Aza manohitra an’izay manisy ratsy anao, fa na iza na iza manisy tehamaina ny takolakao ankavanana, dia atodiho any aminy koa ny takolakao ilany.+
18 “‘Aza mamaly faty+ na mitana lolompo amin’ny zanaky ny firenenao. Ary tiavo ny namanao tahaka ny tenanao.+ Izaho no Jehovah.
39 Izaho kosa milaza aminareo hoe: Aza manohitra an’izay manisy ratsy anao, fa na iza na iza manisy tehamaina ny takolakao ankavanana, dia atodiho any aminy koa ny takolakao ilany.+