17 “Tsy tokony hisy olon-kafa ao amin’ny tranolay fihaonana, manomboka amin’ny fotoana idirany ao mba hanao fandrakofam-pahotana ao amin’ny toerana masina ka mandra-pivoakany avy ao. Ary handrakotra ny fahotan’ny tenany, sy ny an’ny ankohonany,+ ary ny an’ny fiangonan’Israely manontolo izy.+