-
1 Tantara 16:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Fa i Benaia sy Jahaziela mpisorona foana no nitsoka trompetra teo anoloan’ny Vata misy ny fifanekena nataon’ilay tena Andriamanitra.
-
-
Nehemia 12:41Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
41 sy ny mpisorona, izany hoe i Eliakima, Mahaseia, Miniamina, Mikaia, Elioenay, Zakaria, ary Hanania, izay samy nitondra trompetra,
-