Nomery 10:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ireo mpisorona zanakalahin’i Arona no hitsoka azy.+ Ho fitsipika harahinareo foana hatrany amin’ny taranakareo fara aman-dimby izany fomba ampiasana trompetra izany. 1 Tantara 15:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 I Sebania, Josafata, Netanela, Amasay, Zakaria, Benaia, ary Eliezera, izay samy mpisorona no nitsoka mafy ny trompetra teo anoloan’ny Vata masin’ilay tena Andriamanitra.+ Mpiandry vavahadin’ny toerana nisy ny Vata koa i Obeda-edoma sy Jehia.
8 Ireo mpisorona zanakalahin’i Arona no hitsoka azy.+ Ho fitsipika harahinareo foana hatrany amin’ny taranakareo fara aman-dimby izany fomba ampiasana trompetra izany.
24 I Sebania, Josafata, Netanela, Amasay, Zakaria, Benaia, ary Eliezera, izay samy mpisorona no nitsoka mafy ny trompetra teo anoloan’ny Vata masin’ilay tena Andriamanitra.+ Mpiandry vavahadin’ny toerana nisy ny Vata koa i Obeda-edoma sy Jehia.