Nomery 19:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Izay mikasika fatin’olona nefa tsy manadio ny vatany, dia mandoto ny tranolain’i Jehovah.+ Tsy maintsy haringana tsy ho anisan’ny firenen’Israely izy.+ Mbola maloto izy, satria tsy nofafazana rano fanadiovana.+ Mbola haloto foana izy. Nomery 19:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 “‘Izao foana no fitsipika harahin’izy ireo: Tokony hanasa ny akanjony ilay namafy ny rano fanadiovana.+ Ary haloto mandra-paharivan’ny andro izay nikasika ny rano fanadiovana.
13 Izay mikasika fatin’olona nefa tsy manadio ny vatany, dia mandoto ny tranolain’i Jehovah.+ Tsy maintsy haringana tsy ho anisan’ny firenen’Israely izy.+ Mbola maloto izy, satria tsy nofafazana rano fanadiovana.+ Mbola haloto foana izy.
21 “‘Izao foana no fitsipika harahin’izy ireo: Tokony hanasa ny akanjony ilay namafy ny rano fanadiovana.+ Ary haloto mandra-paharivan’ny andro izay nikasika ny rano fanadiovana.