26 Dia nojeren’i Joda tsara ireo, ka hoy izy: “Marina ny azy fa izaho no diso. Tsy nomeko ho vadin’i Sela zanako lahy+ mantsy izy.” Taorian’izay, dia tsy nanao firaisana taminy intsony i Joda.
21 Ny zanakalahin’i Sela+ zanak’i Joda, dia i Era rain’i Leka, Lada rain’i Maresa, ireo fianakavian’ny mpanenona lamba tena tsara avy amin’ny ankohonan’i Asbea,