Deoteronomia 10:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Fa Andriamanitry ny andriamanitra+ sy Tompon’ny tompo i Jehovah Andriamanitrareo. Andriamanitra tena miavaka sy mahery ary mendrika hatahorana izy, sady tsy mba miangatra amin’iza na iza+ na mandray kolikoly. Efesianina 6:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary ianareo tompo, ataovy hoatr’izany foana koa ny mpanomponareo ka aza mandrahona azy. Fantatrareo mantsy fa any an-danitra ilay Tompon’izy ireo sady Tomponareo,+ ary tsy mba mijery tavan’olona* izy.
17 Fa Andriamanitry ny andriamanitra+ sy Tompon’ny tompo i Jehovah Andriamanitrareo. Andriamanitra tena miavaka sy mahery ary mendrika hatahorana izy, sady tsy mba miangatra amin’iza na iza+ na mandray kolikoly.
9 Ary ianareo tompo, ataovy hoatr’izany foana koa ny mpanomponareo ka aza mandrahona azy. Fantatrareo mantsy fa any an-danitra ilay Tompon’izy ireo sady Tomponareo,+ ary tsy mba mijery tavan’olona* izy.