Deoteronomia 1:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Mbola tsy nino an’i Jehovah Andriamanitrareo ihany anefa ianareo,+ na teo aza izany rehetra izany. Salamo 106:24, 25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary nataon’izy ireo tsinontsinona ilay tany mahafinaritra;+Tsy nino ny fampanantenany izy ireo.+ 25 Nimenomenona foana izy ireo tao an-tranolainy,+Ka tsy nihaino ny feon’i Jehovah.+ Hebreo 3:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Hitantsika àry fa tsy afaka niditra izy ireo satria tsy nino.+
32 Mbola tsy nino an’i Jehovah Andriamanitrareo ihany anefa ianareo,+ na teo aza izany rehetra izany.
24 Ary nataon’izy ireo tsinontsinona ilay tany mahafinaritra;+Tsy nino ny fampanantenany izy ireo.+ 25 Nimenomenona foana izy ireo tao an-tranolainy,+Ka tsy nihaino ny feon’i Jehovah.+