Salamo 78:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Satria tsy nino an’Andriamanitra izy ireo;+Tsy natoky izy ireo hoe mahavita mamonjy azy izy. Salamo 106:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary nataon’izy ireo tsinontsinona ilay tany mahafinaritra;+Tsy nino ny fampanantenany izy ireo.+ Hebreo 3:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Fa iza moa no naheno ny feon’Andriamanitra nefa mbola nampahatezitra be azy ihany? Tsy izay rehetra nentin’i Mosesy nivoaka avy tany Ejipta ve?+ Hebreo 3:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Hitantsika àry fa tsy afaka niditra izy ireo satria tsy nino.+ Joda 5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Efa fantatrareo tsara daholo izany. Mbola te hampahatsiahy anareo anefa aho hoe na dia novonjen’i Jehovah* avy tany Ejipta aza ny vahoakany,+ dia naringany ihany tatỳ aoriana izay tsy nino.+
16 Fa iza moa no naheno ny feon’Andriamanitra nefa mbola nampahatezitra be azy ihany? Tsy izay rehetra nentin’i Mosesy nivoaka avy tany Ejipta ve?+
5 Efa fantatrareo tsara daholo izany. Mbola te hampahatsiahy anareo anefa aho hoe na dia novonjen’i Jehovah* avy tany Ejipta aza ny vahoakany,+ dia naringany ihany tatỳ aoriana izay tsy nino.+