9 Faly ny vahoaka nanome an’ireny fanatitra an-tsitrapo ireny, satria tamin’ny fony manontolo no nanomezany an’ireny ho an’i Jehovah.+ Faly be koa i Davida Mpanjaka.
68 Rehefa tonga tao an-tranon’i Jehovah tany Jerosalema ny sasany tamin’ireo lohan’ny fianakaviambe, dia nanao fanatitra an-tsitrapo+ ho an’ny tranon’ilay tena Andriamanitra izy ireo, mba hanorenana azy io indray* eo amin’ilay toerany taloha.+