Eksodosy 13:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia niteny tamin’ny vahoaka i Mosesy hoe: “Tsarovy ity andro ity, izay nivoahanareo avy teto Ejipta,+ toerana* nanandevozana anareo. Nampiasa herin-tsandry mantsy i Jehovah mba hamoahana anareo teto.+ Koa tsy azo atao ny mihinana zavatra misy lalivay. Levitikosy 23:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “‘Ny andro faha-15 amin’io volana io dia Fetin’ny Mofo Tsy Misy Lalivay.+ Fety ho an’i Jehovah izany, ary mandritra ny fito andro ianareo no hihinana mofo tsy misy lalivay.+ Nomery 28:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Hisy fety kosa amin’ny andro faha-15 amin’io volana io. Mofo tsy misy lalivay no hohanina mandritra ny fito andro.+ 1 Korintianina 5:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Koa andao isika hankalaza an’ilay fety,*+ ka tsy hampiasa lalivay efa ela, dia ny faharatsiana sy ny haratsiam-panahy, fa hampiasa mofo tsy misy lalivay kosa, dia ny fahatsoram-po sy ny fahamarinana.
3 Dia niteny tamin’ny vahoaka i Mosesy hoe: “Tsarovy ity andro ity, izay nivoahanareo avy teto Ejipta,+ toerana* nanandevozana anareo. Nampiasa herin-tsandry mantsy i Jehovah mba hamoahana anareo teto.+ Koa tsy azo atao ny mihinana zavatra misy lalivay.
6 “‘Ny andro faha-15 amin’io volana io dia Fetin’ny Mofo Tsy Misy Lalivay.+ Fety ho an’i Jehovah izany, ary mandritra ny fito andro ianareo no hihinana mofo tsy misy lalivay.+
17 Hisy fety kosa amin’ny andro faha-15 amin’io volana io. Mofo tsy misy lalivay no hohanina mandritra ny fito andro.+
8 Koa andao isika hankalaza an’ilay fety,*+ ka tsy hampiasa lalivay efa ela, dia ny faharatsiana sy ny haratsiam-panahy, fa hampiasa mofo tsy misy lalivay kosa, dia ny fahatsoram-po sy ny fahamarinana.