Deoteronomia 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tamin’ny andro voalohan’ny volana faha-11, tamin’ny taona faha-40,+ dia nolazain’i Mosesy tamin’ny Israelita* izay rehetra nasain’i Jehovah nolazaina tamin’izy ireo. Deoteronomia 29:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Izao no voalazan’ny fifanekena nasain’i Jehovah nataon’i Mosesy tamin’ny vahoakan’Israely tany Moaba, ankoatra an’ilay fifanekena nifanaovany tamin’izy ireo tany Horeba.+
3 Tamin’ny andro voalohan’ny volana faha-11, tamin’ny taona faha-40,+ dia nolazain’i Mosesy tamin’ny Israelita* izay rehetra nasain’i Jehovah nolazaina tamin’izy ireo.
29 Izao no voalazan’ny fifanekena nasain’i Jehovah nataon’i Mosesy tamin’ny vahoakan’Israely tany Moaba, ankoatra an’ilay fifanekena nifanaovany tamin’izy ireo tany Horeba.+