FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 27:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Alaivo i Josoa zanak’i Nona, fa manana ny toetra ilaina mba ho mpitarika izy. Dia ametraho tanana izy.+

  • Nomery 27:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ary zarao aminy ny fahefanao,*+ mba hihaino azy ny vahoakan’Israely manontolo.+

  • Deoteronomia 34:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ary feno fahendrena* i Josoa zanak’i Nona, satria i Mosesy efa nametra-tanana taminy.+ Dia nanomboka nihaino azy ny Israelita, ka nanao araka ny didy nomen’i Jehovah an’i Mosesy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara