Josoa 23:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Efa nataon’i Jehovah milamina ny tanin’ny Israely,+ satria novonjeny tamin’ny fahavalony rehetra nanodidina izy ireo. Andro maro taorian’izay, rehefa antitra sady nandroso taona i Josoa,+ Josoa 24:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Taorian’izany zava-nitranga izany, dia maty i Josoa zanak’i Nona, mpanompon’i Jehovah, rehefa 110 taona.+
23 Efa nataon’i Jehovah milamina ny tanin’ny Israely,+ satria novonjeny tamin’ny fahavalony rehetra nanodidina izy ireo. Andro maro taorian’izay, rehefa antitra sady nandroso taona i Josoa,+
29 Taorian’izany zava-nitranga izany, dia maty i Josoa zanak’i Nona, mpanompon’i Jehovah, rehefa 110 taona.+