Josoa 13:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Efa antitra sady nandroso taona i Josoa.+ Hoy àry i Jehovah taminy: “Efa antitra sady mandroso taona ianao izao, nefa ampahany lehibe amin’ilay tany no mbola tokony halaina.
13 Efa antitra sady nandroso taona i Josoa.+ Hoy àry i Jehovah taminy: “Efa antitra sady mandroso taona ianao izao, nefa ampahany lehibe amin’ilay tany no mbola tokony halaina.