Nomery 13:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Ary niezaka nampitony ny vahoaka i Kaleba. Nijoro teo anatrehan’i Mosesy ny vahoaka tamin’izay. Dia hoy i Kaleba: “Andao isika tonga dia hiakatra any, fa tsy maintsy ho azontsika io tany io. Tena ho resintsika ny mponina ao.”+ Deoteronomia 1:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 afa-tsy i Kaleba zanak’i Jefone. Hahita azy io izy ary homeko azy sy ny taranany ilay tany nandehanany, satria nanaraka an’i Jehovah tamin’ny fony manontolo*+ izy.
30 Ary niezaka nampitony ny vahoaka i Kaleba. Nijoro teo anatrehan’i Mosesy ny vahoaka tamin’izay. Dia hoy i Kaleba: “Andao isika tonga dia hiakatra any, fa tsy maintsy ho azontsika io tany io. Tena ho resintsika ny mponina ao.”+
36 afa-tsy i Kaleba zanak’i Jefone. Hahita azy io izy ary homeko azy sy ny taranany ilay tany nandehanany, satria nanaraka an’i Jehovah tamin’ny fony manontolo*+ izy.