Josoa 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Tsy hisy olona hahatohitra anao raha mbola velona koa ianao.+ Hoatran’ny nanampiako an’i Mosesy no hanampiako anao.+ Tsy handao anao aho ary tsy hahafoy anao mihitsy.+ Josoa 1:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Toy ny nihainoanay an’izay rehetra nolazain’i Mosesy no hihainoanay anao koa. Enga anie i Jehovah Andriamanitrao hanampy anao, toy ny nataony tamin’i Mosesy!+
5 Tsy hisy olona hahatohitra anao raha mbola velona koa ianao.+ Hoatran’ny nanampiako an’i Mosesy no hanampiako anao.+ Tsy handao anao aho ary tsy hahafoy anao mihitsy.+
17 Toy ny nihainoanay an’izay rehetra nolazain’i Mosesy no hihainoanay anao koa. Enga anie i Jehovah Andriamanitrao hanampy anao, toy ny nataony tamin’i Mosesy!+