FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 9:16, 17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Telo andro taorian’ny nanaovan’ny Israelita fifanekena tamin’izy ireo anefa, dia henony fa teny amin’ny manodidina azy teny akaiky teny ihany izy ireo no nipetraka. 17 Dia niainga ny Israelita ka tonga tany an-tanànan’izy ireo tamin’ny andro fahatelo. I Gibeona+ sy Kefira sy Berota ary Kiriata-jearima+ izany tanàna izany.

  • 1 Mpanjaka 3:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Nankany Gibeona ny mpanjaka mba hanao sorona, satria io no toerana avo nalaza indrindra.*+ Nanolotra sorona dorana 1 000 teo ambonin’ilay alitara tany i Solomona.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara