Eksodosy 23:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Horoahiko tsikelikely tsy ho eo anatrehanao kosa izy ireo, mandra-pahatonganao ho be dia be ka ho lasanao ilay tany.+ Eksodosy 33:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Haniraka anjely eo alohanao aho,+ sady handroaka ny Kananita, ny Amorita, ny Hetita, ny Perizita, ny Hivita, ary ny Jebosita.+ Deoteronomia 11:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 dia horoahin’i Jehovah hiala eo anatrehanareo ireo firenena rehetra ireo.+ Handresy firenena lehibe sady maro an’isa noho ianareo koa ianareo.+
30 Horoahiko tsikelikely tsy ho eo anatrehanao kosa izy ireo, mandra-pahatonganao ho be dia be ka ho lasanao ilay tany.+
2 Haniraka anjely eo alohanao aho,+ sady handroaka ny Kananita, ny Amorita, ny Hetita, ny Perizita, ny Hivita, ary ny Jebosita.+
23 dia horoahin’i Jehovah hiala eo anatrehanareo ireo firenena rehetra ireo.+ Handresy firenena lehibe sady maro an’isa noho ianareo koa ianareo.+