FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 5:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Koa araho tsara izay efa nandidian’i Jehovah Andriamanitrareo anareo.+ Aza miala amin’izany na mivily miankavanana na miankavia.+

  • Deoteronomia 12:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Araho tsara daholo izay rehetra teneniko aminareo.+ Aza anampiana izany na analana.+

  • Josoa 1:7, 8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 “Manàna herim-po ary mahereza! Araho tsara izay rehetra voalazan’ny Lalàna nandidian’i Mosesy mpanompoko anao. Ary aza miala amin’izany na mivily miankavanana na miankavia,+ dia hanao zavatra amim-pahendrena ianao na aiza na aiza alehanao.+ 8 Tsy tokony ho afaka am-bavanao ny teny ato amin’ity boky misy ny Lalàna ity,+ ary vakio sy saintsaino* andro aman’alina izany. Amin’izay ianao dia hanaraka tsara an’izay rehetra voasoratra ato,+ ka hahomby izay hataonao ary hanao zavatra amim-pahendrena ianao.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara