FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 8:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Tsarovy ilay lalana lavitra be nitondran’i Jehovah Andriamanitrao anao tany an-tany efitra nandritra an’izay 40 taona izay.+ Nentiny tany amin’ilay lalana ianao, satria tiany hampianarina hanetry tena sy tiany hotsapaina,+ mba hahafantarana an’izay ao am-ponao+ na hanaraka ny didiny ianao na tsia.

  • Mpitsara 2:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Dia nangonina any amin’ny razambeny* daholo izany taranaka rehetra izany, ary nisy taranaka hafa indray nandimby azy ireo. Tsy nahalala an’i Jehovah sy ny asa nataony ho an’ny Israely anefa ireo taranaka tatỳ aoriana ireo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara