FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 106:43, 44
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 43 Imbetsaka izy no namonjy azy ireo,+

      Nefa nikomy sy tsy nankatò izy ireo,+

      Ka naetry noho ny fahadisoany.+

      44 Nahita ny fahorian’izy ireo anefa izy+

      Ary nandre ny antso vonjy nataony.+

  • Salamo 107:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Dia niantso vonjy tamin’i Jehovah izy ireo rehefa tao anatin’ny sarotra,

      Ka novonjeny tamin’ny fahoriany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara