Nomery 15:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 “‘Fa izay olona manao fanahy iniana manota kosa,+ na teratany izy na vahiny, dia manevateva an’i Jehovah, ka haringana tsy ho anisan’ny fireneny. 1 Samoela 2:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary ny zanakalahin’i Ely dia olona ratsy fanahy.+ Tsy niraharaha an’i Jehovah izy ireo. 1 Samoela 2:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Tena lehibe teo anatrehan’i Jehovah àry ny fahotana nataon’ireo mpanompo ireo,+ satria nanao tsinontsinona ny fanatitra ho an’i Jehovah ireo lehilahy ireo.
30 “‘Fa izay olona manao fanahy iniana manota kosa,+ na teratany izy na vahiny, dia manevateva an’i Jehovah, ka haringana tsy ho anisan’ny fireneny.
17 Tena lehibe teo anatrehan’i Jehovah àry ny fahotana nataon’ireo mpanompo ireo,+ satria nanao tsinontsinona ny fanatitra ho an’i Jehovah ireo lehilahy ireo.