1 Samoela 29:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Nangonin’ny Filistinina+ tao Afeka ny miaramilany rehetra, fa ny Israelita kosa nitoby teo akaikin’ilay loharano tao Jezirela.+ 1 Samoela 29:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Nifoha maraina àry i Davida sy ny olony, mba handeha hiverina any amin’ny tanin’ny Filistinina. Ny Filistinina kosa niakatra nankany Jezirela.+
29 Nangonin’ny Filistinina+ tao Afeka ny miaramilany rehetra, fa ny Israelita kosa nitoby teo akaikin’ilay loharano tao Jezirela.+
11 Nifoha maraina àry i Davida sy ny olony, mba handeha hiverina any amin’ny tanin’ny Filistinina. Ny Filistinina kosa niakatra nankany Jezirela.+