Salamo 51:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Vonjeo ho afaka amin’ny trosan-dra aho,+ Andriamanitra ô, ry Andriamanitra mpamonjy ahy,+Mba ho faly hanambara ny fahamarinanao ny lelako.+ Ohabolana 3:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Aza mitetika ny hanisy ratsy ny namanao,+Nefa izy miara-monina aminao sady matoky anao.
14 Vonjeo ho afaka amin’ny trosan-dra aho,+ Andriamanitra ô, ry Andriamanitra mpamonjy ahy,+Mba ho faly hanambara ny fahamarinanao ny lelako.+