Levitikosy 20:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 “‘Izao no atao amin’ny lehilahy manitsakitsa-bady ka maka vadin’olona: Tsy maintsy vonoina ho faty ilay lehilahy manitsakitsa-bady izay naka ny vadin’ny namany. Hovonoina ho faty na ilay lehilahy na ilay vehivavy satria samy nanitsakitsa-bady.+ Salamo 103:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Tsy mamaly antsika araka ny fahotantsika izy,+Na manasazy antsika noho ny fahadisoantsika, araka izay tokony ho sahaza antsika.+
10 “‘Izao no atao amin’ny lehilahy manitsakitsa-bady ka maka vadin’olona: Tsy maintsy vonoina ho faty ilay lehilahy manitsakitsa-bady izay naka ny vadin’ny namany. Hovonoina ho faty na ilay lehilahy na ilay vehivavy satria samy nanitsakitsa-bady.+
10 Tsy mamaly antsika araka ny fahotantsika izy,+Na manasazy antsika noho ny fahadisoantsika, araka izay tokony ho sahaza antsika.+