FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 5:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 “‘Aza manitsakitsa-bady.+

  • Deoteronomia 22:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 “Raha misy lehilahy tratra manao firaisana amin’ny vehivavy vadin’olona, dia tsy maintsy miaraka vonoina ho faty izy roa, izany hoe ilay lehilahy nanao firaisana tamin’ilay vehivavy sy ilay vehivavy.+ Koa esory eo amin’ny Israely ny ratsy.

  • Romanina 7:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Raha mbola velona àry ny vadiny, dia holazaina hoe mpanitsakitsa-bady ilay vehivavy raha lasa vadin’olon-kafa.+ Fa raha maty kosa ny vadiny, dia afaka amin’ny lalàn’ny vadiny ilay vehivavy, ka tsy mpanitsakitsa-bady raha lasa vadin’olon-kafa.+

  • 1 Korintianina 6:9, 10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Sa tsy fantatrareo fa tsy handova ny Fanjakan’Andriamanitra ny olona tsy marina?+ Aza manaiky ho voafitaka* ianareo. Fa ny mpijangajanga,*+ ny mpanompo sampy,+ ny mpanitsakitsa-bady,+ ny lehilahy manaiky hanaovan’ny lehilahy firaisana,+ ny lehilahy miray amin’ny lehilahy,*+ 10 ny mpangalatra, ny olona manana faniriana tsy mety afa-po,+ ny mamo lava,+ ny mpanevateva,* ary ny mpanao an-keriny, dia tsy handova ny Fanjakan’Andriamanitra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara