Josoa 13:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Efa antitra sady nandroso taona i Josoa.+ Hoy àry i Jehovah taminy: “Efa antitra sady mandroso taona ianao izao, nefa ampahany lehibe amin’ilay tany no mbola tokony halaina. Josoa 13:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 ny tanin’ny Gebalita+ sy ny ilany atsinanan’i Libàna manontolo, avy eo Bala-gada eo am-pototry ny Tendrombohitra Hermona ka hatrany Lebo-hamata;*+
13 Efa antitra sady nandroso taona i Josoa.+ Hoy àry i Jehovah taminy: “Efa antitra sady mandroso taona ianao izao, nefa ampahany lehibe amin’ilay tany no mbola tokony halaina.
5 ny tanin’ny Gebalita+ sy ny ilany atsinanan’i Libàna manontolo, avy eo Bala-gada eo am-pototry ny Tendrombohitra Hermona ka hatrany Lebo-hamata;*+