Deoteronomia 28:64 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 64 “Ary haparitak’i Jehovah any amin’ny firenena rehetra ianao, hatrany amin’ny faran’ny tany anankiray ka hatrany amin’ny faran’ny tany anankiray,+ ka any ianao no hanompo andriamanitra vato aman-kazo, izay tsy fantatrao sy ny razambenao.+ Jeremia 5:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Rehefa manontany izy ireo hoe: ‘Fa maninona i Jehovah Andriamanitsika no nanao an’izany rehetra izany tamintsika?’ Dia izao no havalinao azy: ‘Niala tamiko ianareo ary nanompo andriamani-kafa tao amin’ny taninareo. Koa hanompo firenena hafa any an-tanin’olona ianareo.’”+ Jeremia 12:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 “Nilaozako ny tranoko,+ ary nafoiko ny lovako.+ Nataoko resin’ny fahavalony ilay malalan’ny foko.+
64 “Ary haparitak’i Jehovah any amin’ny firenena rehetra ianao, hatrany amin’ny faran’ny tany anankiray ka hatrany amin’ny faran’ny tany anankiray,+ ka any ianao no hanompo andriamanitra vato aman-kazo, izay tsy fantatrao sy ny razambenao.+
19 Rehefa manontany izy ireo hoe: ‘Fa maninona i Jehovah Andriamanitsika no nanao an’izany rehetra izany tamintsika?’ Dia izao no havalinao azy: ‘Niala tamiko ianareo ary nanompo andriamani-kafa tao amin’ny taninareo. Koa hanompo firenena hafa any an-tanin’olona ianareo.’”+