FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 19:9, 10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Niditra tao anaty lava-bato+ izy rehefa tonga tany, ary natory tao nandritra ny alina. Dia niteny taminy i Jehovah hoe: “Inona no ataonao atỳ, ry Elia?” 10 Dia hoy i Elia: “Tena nafana fo tamin’ny fanompoana an’i Jehovah Andriamanitry ny tafika+ aho. Fa efa nivadika tamin’ny fifanekena nataonao taminy+ ny vahoakan’Israely. Noravany ny alitaranao, ary novonoiny tamin’ny sabatra ny mpaminaninao,+ dia izaho irery sisa no tavela. Dia mbola mitady hamono ahy* koa ry zareo izao.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara