2 Mpanjaka 12:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Tamin’ny taona fahafito nanjakan’i Jeho+ no lasa mpanjaka i Joasy,+ ary nanjaka 40 taona tany Jerosalema izy. Zibia no anaran-dreniny, ary avy any Beri-sheba+ izy io. 2 Mpanjaka 12:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tsy nesorina anefa ny toerana avo,+ ary mbola nanao sorona sy nandoro fanatitra mba hidona-tsetroka teny ihany ny vahoaka.
12 Tamin’ny taona fahafito nanjakan’i Jeho+ no lasa mpanjaka i Joasy,+ ary nanjaka 40 taona tany Jerosalema izy. Zibia no anaran-dreniny, ary avy any Beri-sheba+ izy io.
3 Tsy nesorina anefa ny toerana avo,+ ary mbola nanao sorona sy nandoro fanatitra mba hidona-tsetroka teny ihany ny vahoaka.