FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 2:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Nandalo teny akaikin’ireo rahalahintsika àry isika, izany hoe teny akaikin’ny taranak’i Esao,+ izay mipetraka any Seira, ary nanalavitra an’ilay lalana mankany Araba sy Elata ary Eziona-gebera.+

      “Dia nivily isika ka nandeha tamin’ny lalana mankany an-tany efitr’i Moaba.+

  • 1 Mpanjaka 9:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Nanao sambo maromaro koa i Solomona Mpanjaka tao Eziona-gebera,+ izay teo akaikin’i Elota, teo amoron’ny Ranomasina Mena, tany Edoma.+

  • 2 Mpanjaka 16:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Tamin’izany fotoana izany i Rezina mpanjakan’i Syria no namerina an’i Elata+ tamin’i Edoma. Dia noroahiny hiala tany Elata ny Jiosy.* Ary niditra tany Elata ny Edomita, ka mipetraka any hatramin’izao.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara