Deoteronomia 5:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Nanao fifanekena tamintsika i Jehovah Andriamanitsika, tany Horeba.+ Deoteronomia 29:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Eto ianareo mba hianiana sy hanao fifanekena amin’i Jehovah Andriamanitrareo, dia ilay fifanekena ataon’i Jehovah Andriamanitrareo aminareo anio.+
12 Eto ianareo mba hianiana sy hanao fifanekena amin’i Jehovah Andriamanitrareo, dia ilay fifanekena ataon’i Jehovah Andriamanitrareo aminareo anio.+