Nomery 33:52 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 52 Roahy eo anatrehanareo daholo ny mponina ao amin’ilay tany, dia poteho daholo ny sarivongana vato namboarin’izy ireo.+ Poteho daholo koa ny sarivongana metaly*+ sy ny toerana avo masina ao.+ 1 Mpanjaka 3:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Mbola nanao sorona teny amin’ny toerana avo+ ihany anefa ny olona, satria mbola tsy nisy trano naorina ho an’ny anaran’i Jehovah tamin’izany fotoana izany.+ 2 Mpanjaka 14:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Tamin’ny taona faharoa nanjakan’i Joasy+ zanak’i Joahaza mpanjakan’ny Israely, no lasa mpanjaka i Amazia zanak’i Joasy mpanjakan’ny Joda. 2 Mpanjaka 14:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Tsy nesorina anefa ny toerana avo,+ ary mbola nanao sorona sy nandoro fanatitra mba hidona-tsetroka teny ihany ny vahoaka.+
52 Roahy eo anatrehanareo daholo ny mponina ao amin’ilay tany, dia poteho daholo ny sarivongana vato namboarin’izy ireo.+ Poteho daholo koa ny sarivongana metaly*+ sy ny toerana avo masina ao.+
2 Mbola nanao sorona teny amin’ny toerana avo+ ihany anefa ny olona, satria mbola tsy nisy trano naorina ho an’ny anaran’i Jehovah tamin’izany fotoana izany.+
14 Tamin’ny taona faharoa nanjakan’i Joasy+ zanak’i Joahaza mpanjakan’ny Israely, no lasa mpanjaka i Amazia zanak’i Joasy mpanjakan’ny Joda.
4 Tsy nesorina anefa ny toerana avo,+ ary mbola nanao sorona sy nandoro fanatitra mba hidona-tsetroka teny ihany ny vahoaka.+