Salamo 103:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Nataon’i Jehovah mafy orina any an-danitra ny seza fiandrianany;+Ary ny fanjakany no mifehy ny zava-drehetra.+ Matio 6:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ho tonga anie ny Fanjakanao!+ Hatao etỳ an-tany+ anie ny sitraponao,+ tahaka ny any an-danitra!
19 Nataon’i Jehovah mafy orina any an-danitra ny seza fiandrianany;+Ary ny fanjakany no mifehy ny zava-drehetra.+