Salamo 37:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Kely sisa dia tsy hisy intsony ny ratsy fanahy;+Hijery an’izay nisy azy ianao,Nefa tsy ho eo intsony izy.+ Lioka 23:43 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 Dia hoy i Jesosy taminy: “Lazaiko marina aminao anio fa hiaraka amiko any amin’ny Paradisa+ ianao.” Asan’ny Apostoly 24:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary manantena hoatr’azy ireo koa aho fa hatsangan’Andriamanitra+ ny marina sy ny tsy marina.+
10 Kely sisa dia tsy hisy intsony ny ratsy fanahy;+Hijery an’izay nisy azy ianao,Nefa tsy ho eo intsony izy.+
43 Dia hoy i Jesosy taminy: “Lazaiko marina aminao anio fa hiaraka amiko any amin’ny Paradisa+ ianao.”